Nisy resaka nandeha fa hoe : Ahemotra amin'ny 2019 ny hono ny fifidianana ho filoham-pirenena. Ny ceni anefa tsy mbola manaiky io resaka io satria mieritreritra izy hoe mety misy krizy vaovao ra ta ka ho ekena izany.
Ny zavatra tsy azo lavina koa anefa dia ny gouvernementa ihany no mifidy izay fotoana sy ora anaovana io fifidianana io.
Jereo ity pejy ity raha te ijery fanazavana fanampiny: http://www.rfi.fr/afrique/20170216-madagascar-le-gouvermement-songe-report-elections-presidentielles