Indro ny parodie an'ilay hiran'i Jess Flavi One hoe "Tonton Jess...Yess" izay ankafiziny tanora ankehitriny. Ity parodie ity dia novokariny Andry Barhone, ilay mpanao atsikana fanta-daza. "Mpanao politika...ahoana" no lohateniny.
Hoan'izay mbola tsy mahafantatra dia ity ambany ny hiran'i Jess Flavi One, "Tonton Jess...yess", izay mampihomey ihany koa.