vendredi 5 août 2016

Vazaha mihira gasy Raboussa, Princio, Eric Manana sns





"Andrianiko ny teniko ary ny an'ny hafa koa feheziko". Izany no teny filamatra nataon'izy mirahalahy ireto ka nahatonga azy nianatra ary mahay miteny gasy tahaka izao. Eto moa dia hain-zareo tsianjery mihintsy ny hira malagasy maromaro mande ao anaty fiara. Misy hira gasy sasany ao aza tsy hainay ato amin'ny bilaogy anefa tafavoakany tsara. Mankasitra azy ireo isika.



Izy ireo no antsoina hoe "vazaha miteny gasy", ity ambany ity ny antony nianaran'izy ireo teny gasy, mankasitraka azy ireo isika.



Ireto mbola misy horonan-tsary maromaro ahitana ny fomba fahaizan-zareo miteny ny fitenin-drazantsika:





Raha mbola te hijery horonan-tsary hafa novokarin'izy ireo dia ato: https://www.youtube.com/channel/UCwsXjoQmJRZak3YwEW0GfgA/videos

Ampidiro eto izay tianao ambara