Hoy ity ranamana kalaza lahy eto amin'ny firenena ity hoe:
" Tsara ny manana, ratsy ny mahantra. Sarotra hoan'ny mahantra ny miditra ny fanjakan'ny lanitra. Tsy ny atsembohan ny tavanao no hinananao, ...Ra ny hetsembohana no hinanana dia hitarika posy no hifaninanana... Ny mpanakarena dia zanak'Andriamanitra fa ny mahantra dia zanaky ny Devoly..."
Manaiky zay lazainy ve ianao?