Manala azy be mihintsy i Malia Obama rehefa misy fety ka tsy mihevitra ny tenany ho zanaky ny prezida Amerikanina fa ho toy ny tanora rehetra.
Ireto ny horonan-tsary mampiseo azy mi-twerk sy mi-stripta. Hitatsika eto mo izy fa mi-stripta kely mihintsy fa mafana be ny andro. Akafizo ary e!
Ahoana hoy i Obama rainy ra mahita izao? Mety hoe Afa-barack ve izy?
NB: boxer be no nanaovany Malia eto.