Miha mainty hatrany ireo fotsy hoditra noho ny fiovahovan'ny toetr'andro. Porofon izany ity sary eo ambony ity. Ra tamin'ny taona vao tsy ela akory dia mbola hita taratra fa fotsy avokoa ny hoditr'ireo pilalao baolina kitra tao LaFrantsa dia ankehitriny dia tsikaritra fa nivadika mainty daholo izy ireo noho ny herin'ny masoandro. Nimenomenona noho izany i Marine Le Pen mba ijeren'ny fanjakana am-potony ity toe-dzavatra mahatsikaiky ity.