mercredi 13 juillet 2016

Horonan-tsary mampiseo fomba fanorana mahatsikaiky




Fomba fànorana mahatsikaiky ndray no hoentina zaraina amin'tsika androany. Jereo tsara anie fa toa irony mpanao mofo irony mihintsy ny paozin'ireo mpanotra. Dia ilay otra koa atao otran manodina "pate à Pizza".  Asa inona no tena tiana ahatongavana amin'ny zao?



Tinao ve ra atao toa io?

Ampidiro eto izay tianao ambara