jeudi 28 juillet 2016

Celine-Dion mahatsikaiky




Samuel no anaran'ity namana amin'ny horonantsary manaraka ity. Gabonais izy io. Ny mampiavaka azy moa dia izy mahay ny hiran i Celine Dion ary tafavoakany mitovy tsisy valaka ihany koa ny feo.

Malaza be moa ity ranamana ity ka tonga hatrany ampototsofin'i Celine Dion ny lazany. Ity farany moa dia gaga ka niteny hoe mba te hiaona amin'ny Samuel indray andro any.

Ankafizo ary ny horonantsarin'i Samuel mihira ilay hira hoe  « The Power of Love » noforonin'i Celine Dion.


Ity ny tohin'ny tantara: http://www.cheriefm.fr/artistes/celine-dion/actualites/celine-dion-repond-avec-emotion-a-la-video-du-jeune-gabonais-339661

Ampidiro eto izay tianao ambara